RAY Ô! (Rado)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mifamihina ny tanako
miandrandra anao, ry Ray
manampia Ianao ny zanako
amin'ny ady mahamay
izay hatrehany, lalovany
amin'izao minitra izao
fa Ianao no fiarovany
handreseny tsy ho lao.
--------
Rohy:
Sokajy : Vavaka
16573 4
Hevitra mandeha
AZTECA ( 29/04/2022 12:51)
sao misy manana manontolo ilay tononkalon -dRado misy hoe
"izay very vakana,mbola hitady
izay very sampy, mbola hanolo,
ny zanaka kosa tsy tahaka an'izany
ny toera-nialany tsy mety voasolo"
Mankasitraka sahady ho an'izay mamaly
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rado
Nampiditra : heriy
Daty : 16/05/2017 03:57
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0162