You are here: home > Vetso

tsaroako - Rado

Azo vakiana?

Tsaroako fa manonja
Raha tsy mahita anao
'Ty androko misaona...

Ny iray minitra monja
Tsy eo anilanao
Tia toy ny zato taona

Ny alina ao am-ponja
Raha eo akaikinao
Manjary lohataona.

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : Rado


Nampiditra : tia
Daty : 01/07/2006
Mpamangy : 8221
Mankafy : 4

Tononkalo hafa

Noho ny zanako
Tanjona
Ny poeta
INAY
TOPIMASO
RAY Ô!
Angamba
VOROMANGA
Mpangalatra
SEPTAMBRA