You are here: home > Vetso

ATAOVY - RAFENOMANANTSOA SANTATRA

Azo vakiana?

Ataovy mahatsapa ny valin'ny fitiavana
ilay notiavinao rehefa mba manaiky
Vontosy indray fandavana
amin'ny ora mahataraiky
ny fony sy ny sainy
ataovy tena hainy
fa tsy mora ny mitia

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha