8 mars 2019 (Raims randriamalala (mahavonjy aimé))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
8 MARS (2019)

Ry vehivavy,

ny andronao anio!
no andro lafo vidy
koa araraoty sy ifalio
fa tena sarobidy
ary tokana aman-taona
ka aza avela himaona

ny andronao anio
no manambara fahafahana
ka zonao ankehitr'io
no miaina ankalalahana
mahaiza miala sasatra
f'ity no andro fatratra

dia miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratra izao andro sarobidy izao

RAIMS RANDRIAMALALA (Mahavojy Aimé)
08 Mars 2019
--------
Rohy:
1181 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108