fitiavako anao - RAKOTOMALALA Jean.chris
Azo vakiana?
Mifankatia atrin'ny ela
tsy mbola nifamaly
izao sy ianao izany
ilay mpifankatia atraniatrany
ankehitriny anefa
toa zary vazivazy
ilay foko efa tavela
naratra rotika sy vakivaky
tsy nampoiziko ho ianao
no havita zavatra otrin'izao
fa raha ny fitiavako manokana
dia ilaiko ianao ho ahy mitokana
mety ho tia tena angamba izao
raha toka manao izany
fa ny fitiavako anao
tsy tanty raha mbola eto antany
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititiDaty : 04/04/2006
Mpamangy : 1332
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
tiako ianaoTononkalo iray
tsy nampoiziko
fa nahoana
Andriamanitra
fiainako feno fajaliana
ny fiainako
malahelo anao
fiainana
fiaiabab