tsy nampoiziko - RAKOTOMALALA Jean.chris
Azo vakiana?
dia sahinao ve no nanosy ny fta
dia sahinao na dia ireo teny naloakin'ny vavako
tsy nampoiziko ho ianao
no avita tahaka izany
fa ny fitiavako anao
dia niroborobo atrany atrany
tsy mba vitany izany
fa ity ianao namitaka
ny saiko no nitomany
raha naheno anao nibitaka
tsy ataoko ankivy
ny fijaliana otrizany
na mampirarakivy
dia izao tsy hitomany
vonona aho ny anadino
na dia sarotra ihany aza
fa izao dia mino
fa ho mbola ho rain-jaza
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha
leemubai (19/05/2006 23:09:30)
Mombamomba
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititiDaty : 29/04/2006
Mpamangy : 1807
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
tiako ianaoTononkalo iray
fa nahoana
Andriamanitra
fiainako feno fajaliana
ny fiainako
malahelo anao
fiainana
fiaiabab
fitiavako anao