You are here: home > Vetso

NY FO - SANTATRA RAFENOMANANTSOA

Azo vakiana?

Ny fo no mifankatia
fa tsy ny maso sy vatana
.
ka na aiza na aiza misy an-dry
dia eo akaikinao foana ny fasana
.
Ny vava miteny mamitaka
fa ny fo tsy mba manitsakitsaka
.
Ny fo tsy mijery tarehy
fa tiany foana ianao na dia ratsy be
.
Rehefa ny fo no mivolana
dia afaka vetivety ny olana

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha