Ho an'ilay tiako tsy lavitr'ahy - RAMAROSOANOMENJANAHARY ROLAND
Azo vakiana?
Alina mangina hitraharan'ny tontolo
fa niembon'olo-tina injao mamoly voly
manirery mahatsiaro izay niarahana rehetra
na ny tsiky na ny tomany tsisy fetra
tsy andriko ny ampitso ahitana anao indry
handrehitra ilay afo hiredareda mahamay
hanafana ilay fitiavana izay ny fanolorana
hanefena tsangambato hanafana ny fatorana
fa tia
Mombamomba
Mpanoratra : RAMAROSOANOMENJANAHARY ROLAND
Nampiditra : debaDaty : 17/11/2003
Mpamangy : 2626
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ianao iny!Fitiavako
Fo maratra
Fo maratra
Raha toa tsy andrinao