You are here: home > Vetso

mahatoky foana - Rangotra Voavitrana

Azo vakiana?

Mahatoky foana

Tsy hay fa fihinin-tsy hilatsaka
Ny  penina eny an-tanany,
Ny tomaniny  miraraka fipatraka
Mantsy mahatsiaro anao ny zarany.

Fa kosa ireo soratra rangotiny
Dia mifono anaty teny iray
Akory ny fony tsy sarotiny
Fa kosa nahatoky hatramin'izay.

...Eny hatramin'izao

Sento sy Rangotra

Sokajy : Fitiavana