Fitia tsy matotra - RANIAFITIANA Denita
Azo vakiana?
Fanahoana re ! ry tiana
Dia manao toy izao
Tsy mba misy fandinihana
Ny fitiavana atao kilalao
Izao anefa no tsy fantatrao
Io fitiavana io mandoro
Izay,no teniko aminao
Raha mbola fanao ny manolosolo
Ny tena fitiavana no lazaina
Dia olon-droa mifamatotra
Amam-po;ka ny fetrany dia ny aina
Satria ao ilay fatokiana matotra.
Sokajy :
fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : RANIAFITIANA Denita
Nampiditra : denifanaDaty : 14/12/2004
Mpamangy : 1343
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
hoavyhoavy
Ilay alina mangina
Mijaly izy