hoavy - RANIAFITIANA Denita
Azo vakiana?
Ny tena olon-tiana
Ilay maniry ho anao
N y hasambarana maharitra
Ilay mikatsaka ho anao
Ny fiaina-mahafinaritra
Ilay mitsinjo ombieny
Ny hoavinao mamiratra
Ilay mikendry hatrany
ny tena fisondrotana.
Mombamomba
Mpanoratra : RANIAFITIANA Denita
Nampiditra : denifanaDaty : 09/12/2004
Mpamangy : 1150
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
hoavyIlay alina mangina
Mijaly izy
Fitia tsy matotra