Mijaly izy - RANIAFITIANA Denita
Azo vakiana?
Fa nahoana izy no ampijaliana
Nefa anie tsy mba fananiana e!
Tao hetraketrakin' ny tany,
Avy no nahatonga izany
Fa nahoana izy no ampijaliana
Mitambesatra aminy avy ireo fahoriana
Sa mandeha an-tany ka solafaka
Hoviana ary izany vao afaka
Fa nahoana izy no ampijaliana
Ianao ihany no mba hiriany e!
Hiaraka aminy rahatrizay
Ka aza atao izany re! aoka izay.
Sokajy :
Alahelo
Hevitra mandeha
vetsoko (14/12/2004 22:27:15)
Mombamomba
Mpanoratra : RANIAFITIANA Denita
Nampiditra : denifanaDaty : 14/12/2004
Mpamangy : 1209
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
hoavyhoavy
Ilay alina mangina
Fitia tsy matotra