Ireto masonao (Jeankely Razafimamonjy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Rehefa indro ianao,
mandinika ahy.
Amin'ireto masonao,
feno fikasana.

Ireto masonao:
raha dinihina-mambabo,
Raha adinoina-malahelo.

Maso milaza fikasana;
hetahetam-po,
Manome fanasàna.

Fikasana anaty,
Eritreritra,
Hetahetam-po.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1510 0
Hevitra mandeha
damekely ( 08/10/2005 05:12)
Tsar e!Tena miaing @maso nge io FITIAVANA io !Indd moa rà maso mahafatifaty.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Jeankely Razafimamonjy
Nampiditra : gasyjean
Daty : 22/09/2005 18:20
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101