FETY - RFE Andria
Azo vakiana?
FETY
Dia mba nifety kely ihany
ilay Gasy kely be vinany
ka na foana ny vilany
tsy nampaninona izany
rehefa finaritra ny maso
ny sofiny voahasohaso
dia adino ny hanoanana
fahantrana, tsy fananana
ny zony izay voahosihosy...
Variana nitositosy
25/06/2016
Sokajy :
Fety
Mombamomba
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : arofaninaDaty : 25/06/2016
Mpamangy : 690
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NOFIKO, HONO...AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MIONONA
MANAN-KAMBO
ZOVY?
TSY HAIKO (2)
HAFATRA