INDRISY! (RFE Andria)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
INDRISY!

Tsy manan-kihantana
Fa vato boribory
Ny hany iafaràna
Tsy voky dia matory

Mosaren-tambitamby
Maran-tsafosafo
Raha misy manana amby
Mba hovidiako lafo

...

RFE Andria - 04/10/2016
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/rfe-andria/indrisy
Sokajy : Fitiavana
1033 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : arofanina
Daty : 05/11/2016 17:48
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.1924