You are here: home > Vetso

TS'ISY ANAO - RFE Andria

Azo vakiana?

TS'ISY ANAO

Mangentana sy maina
Toa tany karankaina
Ny foko ts'isy anao.
Haolo sady lao
Maniry oram-baratra
Fitia hita taratra
Fitia feno fatra
Fitia mivatravatra...

Arivelo Naivo

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : RFE Andria

Nampiditra : arofanina
Daty : 04/05/2017
Mpamangy : 662
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

NOFIKO, HONO...
AZA MANAIKY
LEO...(2)
HANGINA AHO...
IANAO
MIONONA
MANAN-KAMBO
ZOVY?
TSY HAIKO (2)
HAFATRA