Mitsikia ianao! - rfjo
Azo vakiana?
Mitsikia ianao!
Fa ao ambadiky ny tsiky,
Hisy rahona hisava:
Hampamiratra indrindra,
'Lay masoandronao;
Hampilanto sy handrindra,
Ny androm-piainanao,
Hitondra sombin-tara-drindram-piainana,
Ho an'ny hoavinao!
Mombamomba
Mpanoratra : rfjo
Nampiditra : rfjoDaty : 28/07/2006
Mpamangy : 1403
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Kanton\'lay fitiavanyAto anaty foko ato
Ny fiainantsika ety!