DIA LASA IANAO. - saddam
Azo vakiana?
efa ela aho no nitady anao.
nefa dia nitsohanao ,
hay ianao efa nahita tsara ;
dia izaho no napetrakao ho tantara
fa maninona ary ianao raha miteny,
kay ianao efa lasa;
tamin' izaho nirenireny
satria ho ianao hoe :
IANAO TSY AN'ASA .
Mombamomba
Mpanoratra : saddam
Nampiditra : saddamDaty : 06/03/2006
Mpamangy : 1573
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
ny adin -tsaikofitondrana
malahelo