You are here: home > Vetso

Ity foko - Sambatra

Azo vakiana?

Nahoana re ry tiana
No dia nilaozanao
Ity foko mbola tia

Miangavy mitalaho
Aza atositosika
Ity foko mitoloko

Mba miverena re
Fa manina anao
Ity foko manirery



Hevitra mandeha

vale (12/03/2007 00:16:57)

ndryyyy, mahereza e, fiainana dolo zany, tsy maintsy mitraka ee :p

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Sambatra

Nampiditra : miadana
Daty : 17/11/2003
Mpamangy : 886
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Tso-drano
Mahery ny fitia
An'i malala
Faniriana
Variana sy sondriana
Fikirizana