You are here: home > Vetso

Amlboara ho anao - Seheno

Azo vakiana?

Atolotro ho anao ity amboara ity
Foiko omena anao, nataoko tam-pitia
Amboara mitantara ny fianantsika ety
Vorakitro ato tsara ny ventson'ny FITIA

Sokajy : Ny maha poeta

Mombamomba

Mpanoratra : Seheno

Nampiditra : IARIS
Daty : 21/07/2005
Mpamangy : 1115
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Un petit oiseau
Haingàna ry fanadinoana