ny nofiko (Sento tokana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fifaliana ny anah ankehitriny
Fa niverina indray ilay fanantenako,
Izay efa lasa tsy voatahiry
Efa saika ho adinoiko sy ho fafako.


Aravohana ny anah androany
Satria mety ho foana ny tomany
Ka anomboka ny tantara vaovao
Ratoa ka anjara ny antsika sy ianao



Nitodika ianao de nojereko
Nefa tsy ataoko fantatra hoe zah iandry eto

Tiako ianao nefa tsy tiako ho fantatrao
Hoe tiako ianao fa aleo lo am'zao.

Nefa aa...........



Manantenanao zah rahavako,
Manantena fotsiny
Nefa tsy sahy milahoka ny vavako
De avelao aho idolokona


Na de izany ary eee ......


Avelao zah anantena tsy misy
Satria adala
Fa ndry aza mitampify
Ka ekeo ze te iantso andry hoe malala

Sento tokana
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
1096 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148