ENDRIKA TSY FANTATRA - Sunny
Azo vakiana?
Manara-dia anao hatrany
ny fanahy mitady anao
ry Endrika tsy fantatra
hiriny hatramin'izao
fa mitoetra eto ihany!
ô!mifono ankamantatra!!!
mitady ny tsy hita
maniry hasambarana,
anaty nofy mamy
feno filaharana
tonga hatrany am-pita!
ny eritreritro izany
ry endrika tsy fanatratra
ô!toa ankamantatra!
(io no azoko soratana ho an-jy
ka valio njay rahatian-jy)
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha
endrika01 (15/06/2008 16:07:00)
ha! tena be aingam-panahy ny namako a,
tena namana ankamatatra marina!
aiza alefa any am-pita moa fa eto Dago ihany e!
Misaotra eram-po eran-tsaina e,hovaliako njay ary fa anjaso.
Mombamomba
Mpanoratra : Sunny
Nampiditra : vonialaDaty : 12/06/2008
Mpamangy : 934
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Tsemboka fitiaRegard croisé
Ny vilia bakoliko
Mon cœur, ton abri
malala a !
Diso hevitra
Dada malala
MANIRY ANAO
mila anao ho nanamana
NOFIKO AZA HONO