AVY AO AM-PO - tandry
Azo vakiana?
ny vavaka izay hasandratro
dia ho anao ry ray
dia vavaka fisaorana
ho anao mandrakizay
ny soa sesehena izay natosakao
dia saotra no atolotro
ka hietsika ny molotro
Sokajy :
Fiderana
Mombamomba
Mpanoratra : tandry
Nampiditra : tandryDaty : 07/11/2006
Mpamangy : 1742
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
lalainalalaina
JONO
03 desambra
TSY NAMPOIZIKO
olondroa
TANDRA