lalaina - tandry
Azo vakiana?
Indray takariva teo an-jaridaina
nahita tovovavy atao hoe lalaina
izy amin'io mande hirery
izao kosa tamin'izay mba te hiteny
ny vonin-kazo dia hita miavaka
fa ny hankatonao no tena mandravaka
ny volo olioly ny maso baribary
dia vonon-draozy miharihary
kanto ,dia kanto ianao ry lalaina
dia vonin-kazo malasa ny saina
embona ihany ka embona izany
fa raha lalaina de tonkana an-tany
indrisy anefa fa tantara no tavela
izy dia lasa tsy azo fefena
natory ho mandrakizay
tantara no navelany ho ahy
ho tsarovan'izay mahalala
no nahatonga izany tantara
tandry
Sokajy :
Aingam-panahy
Hevitra mandeha
fanaina (12/11/2006 17:40:03)
Mombamomba
Mpanoratra : tandry
Nampiditra : tandryDaty : 08/11/2006
Mpamangy : 1381
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
lalainaJONO
03 desambra
AVY AO AM-PO
TSY NAMPOIZIKO
olondroa
TANDRA