olondroa - tandry
Azo vakiana?
harivariva mena masoandro
n'dréo olondroa mifandangalango
mandefa fisainana lavitra loatra
manafina ny ao ampo izay tsy miloaka
ra lehilahy toa miahiahy
te hiteny kanefa tsy sahy
ra vehivavy miandry ny ambara
mba hanomboana voalohany izato
tantara .
kanjo tsy tana ramatoa
fa izy no nilaza ny tao ampo
rangahy toa mena toa vôtaby
nilaza ihany koa fa tena tia
mpanoratra : tandry (andry thierry eric)
Sokajy :
Fiainana
Mombamomba
Mpanoratra : tandry
Nampiditra : tandryDaty : 06/11/2006
Mpamangy : 1373
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
lalainalalaina
JONO
03 desambra
AVY AO AM-PO
TSY NAMPOIZIKO
TANDRA