TANDRA - tandry
Antsoiko hianao hoe Tandra
satria antenaiko ho manam-panahy.
Na dia lavitra aza ny elanelan-tany
Ny foko lasanao avy hatrany
Ka ataoko ahoana ny handÃ
Ny tsy hivetso ho anao ry Tandra
fa sady mamy no tena tiako
Ny anilanao ka ho fidiako
Tsy hoe hirahira na angano
Na entina hanalana hamohamo
No hanoratako azy ity
Fa izaho tena tia
Raha ianao no mandÃ
Dia tsy haiko ny hanjo ry Tandra
Aleo angamba dia lazaina
ianao dia silaky ny aina
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : tandry
Nampiditra : tandryDaty : 23/11/2006
Mpamangy : 1395
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
lalainalalaina
JONO
03 desambra
AVY AO AM-PO
TSY NAMPOIZIKO
olondroa