Kidoro mavokely... (Thierry RAONIZANANY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
kidoro
mavokely
misy saka
mihorirana,

vitsika
mipetaka
amin'ny kesika
mangirana,

fitaratra
mandranty
pataloha
velondrirana:

maniry ny feonao aho -
maniry
ny feonao
aho
ry Mpanjakako ! -

in NATERAKA INDRAY - laharana 68 -
--------
Rohy:
839 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Thierry RAONIZANANY
Nampiditra : saikynofy
Daty : 17/06/2005 16:21
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136