You are here: home > Vetso

Fitiavana mangina - Toky Angelo

Azo vakiana?


Kely mavesatra mampangasihasy
Ny fitiava-mangina tsy mety voatory
Rehefa toriana lasa vazivazy
Kobonina nefa izy manorisory


Toky Angelo TF

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Toky Angelo


Nampiditra : tokyangeloo
Daty : 07/05/2020
Mpamangy : 210
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Dada sy Neny
Ny marina
Azafady
Hafatr'I Neny