Raha lehilahy - Tsilaitra
Azo vakiana?
Jerem-potsiny ary ve
ireto rĂ mitete mandavana fotoana
Moa odiana tsy ho re
ny dinitra mijoy toy ny oran-dohataona?
Moa hanampi-maso koa
manoloana ireo longoa famandrihana vahoaka
Fa ny etsy sy eroa
tsy mahita asiana loha, kanefa ianao itsoaka
Mijoroa raha lehilahy
Aoka ianao ho sahy hiatrika ny ho avy
raha tsy izany dia modia
any ambany rangolahy fa aza manaraby
Tsilaitra (mars 2010)
Mombamomba
Mpanoratra : Tsilaitra

Nampiditra : tsila
Daty : 23/03/2010
Mpamangy : 2287
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
ManginginaIZAHO 'LAY LEO
OLONA AFAKA
Naratrako
VAVAKA
Safidy manadala
Mana sisa andrasana
Miangavy anao ry Lanitra
ZAKAO
Velirano