You are here: home > Vetso

SATRIA VE - Tsilaitra

Azo vakiana?

Satria ve
Tiana sy iriana
Dia manao fanahy iniana

Satria ve
Lalaina sy hajaina
Dia mila anafak'aina

TSILAITRA

Hevitra mandeha

hasinoro (06/05/2004 14:32:34)

misy fahamarinana ihany ny voalazanao @ io tononkalo io

Hametraka hevitra

Midira aloha