FANDRESENA (Tsitohaina Mamitiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANDRESENA
Na dia maro aza ny ady ety
Mety ankarary , ankahia
Ataoko toy rivotra mandalo izany
Na koa hoe ampitomany

Ny fandresena efa ato ampoko
Ka tsy atahotra na ho kivy
Rehefa miaraka @tompo
Voahefako ny adidy

Ny dia maro aza ny tsy tia
Mikasa ny hamingana ahy
Ireo fahavalo miriharia
Tsy ho kivy aho sanatria!

Mino aho fa ianao toa ahy
Mijoro tsy mba misy ahiahy
Rah izany no ekena:
Dia efa ao @nw ilay "fandresena"
--------
Rohy:
Sokajy : Ady - fiainana
1403 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01