JESOSY IRERY IHANY (Tsitohaina Mamitiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
JESOSY IRERY IHANY
Ny finoako dia iray ihany
Dia i Jesosy irery hatrany
Mino aho f'ianao toa ahy
Mino an'Andriamanitra Ray,Zanaka sy Fanahy....

Izy no namorona izao rehetra izao
Na ny hita maso na ny tsy hita,
Izany rehetra zany foiny ho anao Ka namoizany ny ainy ho antsika

Tiany foana isika na dia mpanota
Tiany mba ho mpanoa ny didiny
Ka mba ho afaka @ota
Satria isika zanany nofinidiny
Sstria
--------
Rohy:
Sokajy : Vavaka - Aingam-panahy
1278 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097