SANGISANGY (Tsitohaina Mamitiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SANGISANGY

Sangisangy tsika reny
Tiako hiverina eto indray
Rehefa izao iny irery
Lasa sento mangahiahy

Lasa tokoa mantsy ialahy
Ilay namako be fahiny
Nataoko toy ny rahalahy
Nizarako ny olako rehetra

Nanjary toy ny aloka sisa
Ireo zavatra vitanao
Eto aho no mamisavisa , Sangisangy,kilalao niaraha-nanao

Tsy adinoiko velively
Reo anatranatr'ialahy fahizay
Tehiriziko ho ahy
Fa fahatsiarovana tena nilay
Ny niarahantsika hatrizay

Zao lesy no mba hafatra
Aza manadino
Fa namako foana ialahy




kilala


o
--------
Rohy:
Sokajy : Namana - fiainana
1302 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097