Iza moa ianao? (Vaoarilala Andriantsifanetra Rakotoarijaona)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iza moa ianao ry ilay olona iny?
No mangata- kalom-pitiavana amin'ny vahiny?
Salut hoy ianao etsy ambany
Sa koa avelanao aho haminany?


Roa anaka,iray no vady
ireo no ampinga entiko miady
Mankahery ahy indrindra tokoa
mba hanondrotra an'i Gasikara ho soa.


Iny tononkalo iny va tsy mitory fitiavana?
Fitiavana ny Tanindrazana?
Fa kalo fitiavana ahoana no tadiavinao?
Manolora aza iray, fa mety ho vitanao!

Vaoarilala Andriantsifanetra
Rakotoarijaona
--------
Rohy:
Sokajy : Hambom-po
2901 1
Hevitra mandeha
nofinofy ( 03/02/2004 15:42)
valin-teny nataoko ho an'ny mpisera izay mitady kaom-pitiavana io. Araka izany olona tsy fantatra.
Andriamanga ( 19/11/2015 08:16)
Misaotra tompoko vavy fa tsara sy mendrika ilay kalompitiavana. Tretrika no ny foa.
felixandriant ( 18/03/2016 07:23)
Tsiaro tsy andrarak'ilombiandoha.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Vaoarilala Andriantsifanetra Rakotoarijaona
Nampiditra : nofinofy
Daty : 27/01/2004 15:30
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098