AFO - VOLAFIHA
Azo vakiana?
Fa nitsilopilopy ilay jiro tamin’izay
Dia tonga tampoka izy nandrehitra ankiray.
Dia nitohy ilay hazavana
Nirehitra tsy tana;
Nirehitra kinanjo…
Nandoro indray ny akanjo!
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : VOLAFIHA
Nampiditra : VOLAFIHA.Daty : 10/11/2015
Mpamangy : 586
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
RAKI-TSAROBIDYNIERINA NY TAONA
TENY IRAY
VAVAKO ANDROANY
RINDRA
MATOKIA
ISAKY
HOTEZERAKO
ONJAN'NY FO
RANOMASO RITRA