Izay no izy - Vouromanga
Azo vakiana?
Nolazainy ho mpandroba,
nataony ho mpibodo,
noheveriny ho mpanery,
nosaininy ho kifetsy,
nohesoiny ho ho kinga ratsy,
ilay olo-tena tiako.
Kanefa raha lazaiko:
noroboainy re ny foko,
nobodoiny koa ny vatako,
notereny koa ny saiko
mba ho fetsifetsy
sy ho tena kinga ratsy
amin'ny hevi-dratsinao.
VOUROMANGA
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : Vouromanga
Nampiditra : vouromangaDaty : 06/10/2016
Mpamangy : 927
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
maty ahoVONJEO
Iny ianao iny
Tsy foinao
Aiza
MANINA
Vao....
I Vouromanga