MANINA - Vouromanga
Azo vakiana?
NO ANDRASATSIKA
Ora iray indray
no andrasatsika
dia hiaona hifandray
fa ny asa dia ho vita.
Tsy andriko hoy ny vatako
anefa atao ahoana
ny ahita anao,izay no fantako
fa mbola miandry ity fotoana.
Dia aleoko aloha manoratra
porofo- pahamanina
ity foko izay miantoraka
midobo-tsy mijanona
Fa te ahita anao.....
VOUROMANGA
(03/10/16 : 7h)
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : Vouromanga
Nampiditra : VouromangaDaty : 03/10/2016
Mpamangy : 1003
Mankafy : 2
Tononkalo hafa
maty ahoIzay no izy
VONJEO
Iny ianao iny
Tsy foinao
Aiza
Vao....
I Vouromanga