adala aho!! - yarihm
Azo vakiana?
eny, adala aho, adala toa tsy mba ho hendry
vatavaliha mantsy: maro mpitendry
fa fahasambarana ity mba kinendry
todim-pitia kanjo... no ity fa voatendry
Yarihm
aogositra 2012
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha
ambinimiary (27/08/2012 09:58:32)
ho antsika lehilahy, aza manantena antsika hoe "maro mpitendry" dia hanararaotra loatra izany fa manjary mihatra amintsika ny sazy entitry ny "todim-pitia"
mirananirina (28/08/2012 11:14:07)
Mombamomba
Mpanoratra : yarihm
Nampiditra : ambinimiaryDaty : 27/08/2012
Mpamangy : 1234
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
TENIN-DRAZAKOantsika i GASIKARA
ANJARAKO
AKAIKY ILAY FOTOANA
NOHO NY LASAKO MAMELOVELO
ATAOKO AHOANA?
TSIKY ANATY ADY
MATOA
NY FIAINAKO
...!!!