FAHATSAPAKO - R.N Randriii
Azo vakiana?
zavatra tsapako izao no andeha ambaraku aminao
Fitiavana iray anaty fo roa no ho tantaraiku eto zao,,
Izy tovolahy iray,,,tsapaku aloha fa tena tia eh!!!!
Manan toetra mody matotra izay izy
Ny azy rehefa izay de izay
miolakolam-piteny rehefa mivantana
fa anaty someso vao mamoka ny ampo
manao teny mahery indraindray,,,
mahay manambitamby izy ah,,,manw teny mambabo zay indraindray,,
(fehiny: tiko izy na d misy toetra izay aza indraindray
fa ty ku no tena tsy tiko matetika nefa ataony :manilika)
kanefa ny tsapaku de hoe TSY MAHASARAKA ZAH
SATRIA TIKO IZY
Sokajy :
Ady, Ahiahy, ahy, Aingam-panahy, Alahelo, embona, Eritreritra mandalo, Fahatsiarovana, Fampaherezana, fananarana, fanantenana, fiainana, Fianakaviana, Fifaliana, Fiononana, Fisarahana, Fitiavana, Hambom-po, Malalaka, manokana, Namana, rindra, sitraka sy setriny, tantara, Tontolo iainana, vazivazy
Mombamomba
Mpanoratra : R.N Randriii
Nampiditra : mamy.nambinintsoaDaty : 12/04/2018
Mpamangy : 698
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
MillaNY TAKARIVAKO
TOKAM-PO
NY FIFALIAKO SY FITIAVAKO
Indrisy mantsy ry kitana
NY SISA ANAO
HO TSININKO VE?
BARAINGO ?
NY AMIKO SA NY AN'TOMPO
FITIAVAKO