Indrisy mantsy ry kitana (R.N Randriii)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indrisy mantsy ry kitana
Avo tokoa mantsy ianao
Izay mitady andragotra
Maratra fotsiny tsotra izao


Indrisy mantsy lanitra
Nahoana no sembanin-drahona?
Rehefa nandinika aho
Sarotra tokoa ny hiantsampy ny kitanao


Maneke re ianao ry tany
Satria izay no anjaranao
Mila manaiky ny voarinao
Fa tsy izy no mpahary


Inoko fa tsapany izany
Fa io rahona sy kitana io
Ho dimbiasan ny masoandro ao aoriana ao
Hany ka ho kanto tokoa ny voary ny taninao
--------
Rohy:
1771 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : R.N Randriii
Nampiditra : mamy.nambinintsoa
Daty : 23/11/2018 07:42
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144