NYEJA ANDRIARY (ZAFY REARY)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nyeja Andriary

Dia halaivo sary
Ny hoe: Nyeja sy Andriary
No mampiara-peo.
Angamba tsara lavitra noho ireo vita ireo?!
Ny soratra hono mantsy,
Eny e! Mety indraindray;
Raha tafaraka amin’ny feo
Dia hamoaka sy haneho
Tsiambaratelo…
Nyeja, Andriary
Andriary koa Nyeja
Tsy hadino Raozigasy
Ny penin’izy ireo marary
Raha tsy hanoratra voageja
Tsy hivetso koa tsy satry
Dia halaivo sary an-tsaina
Dox, Andriandraina
J.J.R sy ny etsetra…
Diam-penina iky izany, tena tsisy fetra.

Zafy REARY, 22 desembra 2011
--------
Rohy:
Sokajy : Namana
1188 0
Hevitra mandeha
hasiniony ( 22/12/2011 18:02)
FA MBA IZA LOATRA ARY IREO ?

....

Raha ny tena marina dia tsy ho fantatrao ny valiny?
Mampandainga anao ny hamaly raha sodokan’ny filantony
Satria ny ampahaarivony ihany no ambarany fa aliny
Fa ny miafin’ny fiafenany: saronany any anaty kantony!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ZAFY REARY
Nampiditra : zonia
Daty : 22/12/2011 15:12
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135