You are here: home > Vetso

Andao hanonofy - zazah

Azo vakiana?

Raha tianao hatsiro
ity ora ity,
izay iray tsy hiverina,
dia vonoy aloha ny jiro,
fa manelengelina.
Dia andao isika hanonofy,
andao hotriarina
ny lanitra fahafito;
dia any isika matory,
miandry ny ampitso.

Sokajy : Malalaka

Hevitra mandeha

hery (17/09/2014 13:46:01)

Noheveriko fa nitohy lolll

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : zazah

Nampiditra : zazah15
Daty : 17/09/2014
Mpamangy : 948
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Ny ao anatiny
Fanahy mahaolona
Mangina ialahy ry foko
( tsy misy lohateny)
Dindo
NOFY
Izay tsy tia adala
Ankamantra
Niova
zaramira