Ny tebitebinao (Zo-Maminirina)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tebitebinao, mandindona ao an-tsaiko
Ny tepoteponao, manafotra ny aiko
Ny aretinao, mipaka hatraty
Ă”!tsy ho gaga ianao fa izany no fitia!
Ianao, izaho ihany
Hatreto ka hatrany!...
Hatrany ifaran-tany!...

(Z.M. desambra 2011)
--------
Rohy:
1321 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Zo-Maminirina
Nampiditra : Zoom140268
Daty : 22/02/2012 09:13
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102