You are here: home > Vetso

FISAINANA - ZOZORO

Nantsain'i
ikalamako

Ho inonao ny setrasetra sy ny lango fandemena
Ry fitiavana ao anaty izay mitafy fahendrena...
Aza miantso tody akory na anozona ny anjarany
Fa hany Hery sy Fitàna dia Fisainana no farany...

Sokajy : Fisainana