Hevitra momba ny "RAHA TANY IZAO IANAO"
Hiverina amin'ny "RAHA TANY IZAO IANAO"
Coia (
24 andro lasa)
Tiako ity🙏
ZavonaRakoto (
24 andro lasa)
ise mihitsy no tsarovako teo ampanoratana azy ity.hihi
Coia (
23 andro lasa)
Izany ve! Sao mba afaka vakiana amin'ny onjam-peo Ilay Sombin-tantara an'ise iny?
Mba valio mp
Mba valio mp
Djess (
10 andro lasa)
efa tany aho fa tsy nahita olona
ZavonaRakoto (
5 andro lasa)
Djess a! Fa iza tamin'ireny ianao,hihihi
Djess (
4 andro lasa)
ilay sendra nandalo iny ka
