You are here: home > Vetso

Hevitra mikasika an'i Tsiky dia ampy

Momba an'i Tsiky dia ampy

Nampiditra : mxr
01/10/2003 06:31:01

Mahafinaritra e ! Tsy ny sasany fa izy rehetra. Singaniko manokana angamba ireo tononkalo t@ 1994 izay ankevitry ny taona nanamarika manokana ny mpanoratra ?!? Anisan'ny nanamarika ny fiainako koa io taona io na teo @ lafiny fiainana andavan'andro (nahitan'ny malagasy fijaliana be - aza raha tsaroantsika ny geralda, ny flottement, ny filaharana mofo, etc.). Mino aho fa raha misy mpandinika dia afaka mamakafaka tsara ny fiainana avy @ ireo.
Farany : aza atao hoe vinany t@ fahatanorana r'ise fa tohizo a.

Nampiditra : hery
01/10/2003 09:03:21

Ha ha ha...
Tandremo manao analizy amin'ny fiainako mxr an. :)

Nampiditra : Oully
01/10/2003 10:33:34

Tsy hitako izay hotenenina fa feno ny fo eo am-panokafana ireo tonokalo nosoratanao, na dia natao aza ny tsy hanao analizy araka ny voamariky mxr dia lasa ihany ny saina.
Fa dia nanao ahoana loatra ianao tamin'ny fotoana nanoratanao ireny tonokalo ireny ? Ary aiza ho aiza amin'izao fotoana ? Mistery angamba ny amin'izany.
Miarahaba anao ny amin'izay zavatra rehetra vitanao fotsiny aho no mirary anao hatrany ho lasa lavitra.
TTT: amin'ny lafin'ny tsara ahalalanao azy. Manoroka mamy !!!

Nampiditra : lanto
09/10/2003 22:30:45

Alefaso amin'izay aza ny vinanin'antitra e ! ttt

Nampiditra : hery
09/10/2003 22:40:40

Ho avy tsy ho ela e :)
Labirynthe sy fiolahana be dia be aloha :)

Nampiditra : hery
18/08/2005 22:53:43

Nampidiriko ny sariko :-)

Nampiditra : hery
19/08/2005 23:28:16

test

Nampiditra : dadasy
08/06/2006 21:14:37

voavakiko manontolo androany ireo tononklon'i Hery...

Nampiditra : hery
08/06/2006 21:28:31

Hihihi... gravy kou i Hasy izany. Misaotra e.

Nampiditra : pissoa
29/12/2011 13:18:34

Dain, dia hoe izaho ve mbola tsy nanoratra teto ? Tssss :P

Isan'ny vakiako matetika (efa hatramin'ny ela be) amin'ny tononkalo nosoratan'i "Tsiky dia ampy" ilay hoe "Rava", indrindra ilay hoe "Ratsy fanahy amin'izay" lol.

Nampiditra : hery
29/12/2011 13:28:49

@pissoa > ho ho ho :-p
Izaho koa mamaky an'io "Rava" io matetika

Nampiditra : Randra92b
17/05/2016 10:28:29

Mahafinaritra rangah ah,tokony mba mampianatra anay tsy mahay ko nge nareo e! :D

Nampiditra : Randra92b
17/05/2016 10:30:19

Mahafinaritra rangah ah,tokony mba mampianatra anay tsy mahay ko nge nareo e! :D

Nampiditra : njakavunj
17/02/2017 11:09:08

milay be daol nareo o

Nampiditra : andrianfallorapha
13/01/2018 18:51:42

Tsy ampy ny mamaky fotsiny ireto Tononkalo ireto fa mila ihainana mihitsy.Misaotra betsaka amin'ny fifampizarana ooo!!!