You are here: home > Vetso

Hevitra mikasika ny Fasana faharoa

Nampiditra : aladin
24/05/2004 19:35:12

anisan'ny tononkalo tena tiako indrindra io!Mahagaga fa ny tononkalo maneho alahelo foana no tiako indrindra.

Nampiditra : Andriambelo
08/10/2004 11:01:34

Tsy mahagaga izany ry Aladin, ireo "romantique frantsay", toa an-dry Alfred de Musset ohatra efa niteny hoe "les plus désespérés sont les chants les plus beaux".

Nampiditra : jlambout
09/03/2005 00:56:23

the best dramas make the best movies

Nampiditra : karako
22/08/2006 11:05:45

Tsy hitako izay ho lazaina. Tsara ! nefa ohatry ny mampatahotra izany ny mamaky ny tononkalon'i JJ Rabearivelo. Fahadisoampanantenana lava....

Nampiditra : louva
05/03/2007 05:47:01

Nanan-talenta i J.JRabearivelo. Tena mahafinaritra ny sangan'asany: mifono misterin'ny fiainan tsika olombelona.

Nampiditra : salema
21/10/2009 07:36:02

J.J Rabearivelo ilay manoratra tsara indrindra raha teo @ fanoratana tonokalo voadona anisany ireny mandona tokoa raha ny azy raha mamaky ny voasoratra rehetra isika za de makasitraka ny zvt sorata misaotra ny ireo tanora mbola mamerina ny sangan asany

Nampiditra : miora4
03/06/2015 18:00:50

Tsara tena tsara io tononkalo io :) nefa dia mampalahelo fa tena vitsy ankehitriny ny Malagasy mahavita toa io

Nampiditra : carhreine82
02/05/2016 09:20:52

Anisany mpanoratra tiako i J.J. Rabearivelo ary ankafiziko sy ireharehavako ireo sagan'asany!!! Indrindra ilay "fasana faharoa"

Nampiditra : ramasinavalonanicals
09/03/2017 17:32:03

ten anisan tonokalon'i J.J.Rabearivelo tiku ndrindra iu

Nampiditra : fanjolee
06/06/2017 07:58:17

Tsar be io tononkalo sad b pitia no tik ar anisan mpanoratr tik b i JJRabearielo

Nampiditra : tsìíresy
14/07/2017 05:35:31

afaka fantarina ve ny boky zay misy azy reny?
azady ndrindra

Nampiditra : MimyPiso
27/08/2018 18:27:11

tena tiko be io tonokalo io e!

Nampiditra : MimyPiso
27/08/2018 18:34:02

tena tiko be io tonokalo io e!

Nampiditra : MimyPiso
27/08/2018 18:35:28

tena tiko be io tonokalo io e

Nampiditra : Ardny ZOUH
26/09/2018 07:40:17

Tononkalo tiako indrindra @ tononkalo rehetra

Nampiditra : mazoto84
17/07/2019 23:41:32

misy tery marina alo ny fiainana e Tiko le aingam-panahy e