You are here: home > Vetso

Hevitra mikasika ny Ireo no ahy

Nampiditra : pissoa
17/03/2005 08:46:10

Atolotro ho an'i Dada sy i Neny io tonokalo io, dia atolotro koa ho an'ireo efa ray aman-dreny mitsidika ity takelaka ity.

Nampiditra : Miarantsoa
17/03/2005 17:15:46

Ireo tokoa no anao ry Pissoa ...
Valim- pitia tsara indrindra ho azy ireo ? Ny fahendrenao indrindra aty an- tany lavitra aty ianao !
Tafità soa aman- tsara ho reharehany !
Mahereza !

Nampiditra : pissoa
19/03/2005 19:16:04

Miarantsoa> Misaotra betsaka amin'ny firariantsoa sy ny fampaherezana e!

Nampiditra : proost
21/03/2005 07:43:59

miaiky ny talenta anananao aho ry pissoa tiako be ilay izy
proost ihany e!!

Nampiditra : nyeja
21/03/2005 08:14:39



pissoa a
Eny, marina tokoa
fa ireo no anao
aza manao kitoatoa
ny fananarana natao
dia ezaho hatrany
ho olo mendrika satria
raha tafita ianao any
reharehany aty
Ny Eja

Nampiditra : pissoa
24/03/2005 10:49:43

proost > tsy manan-talenta izany aho, na tsy fantatro moa izany e, ianao no niteny izany tamiko izao vao fantatro hoe mety ilay izy. Malahelo an'i Dada sy i Neny fotsiny aho dia manoratsoratra ato dia napetrako teto. Fa misaotra e!
Dia misaotra an'i Ny Eja konko!
Ny tononkalolao efa maro loatra mihitsy no voavakiko dia ...aoka fotsiny
Pissoa

Nampiditra : nyeja
01/04/2005 05:35:17

misaotra anao mamaky ny tononkaloko ry pissoa a , izaho koa aloha dia milaza fa manana ilay talenta ianao e satria dia nambabo ahy ilay tononkalo,
ny Eja

Nampiditra : kally
02/05/2005 20:41:15

Izany tokoa ry Pissoa e? Mahay manoratra ianao!

Nampiditra : pissoa
29/05/2005 20:40:07

saotsa e ...

Nampiditra : doum
27/07/2005 19:59:03

tsara be le tonokalo
nindramako ny tononkalonao nataoko fanomezana t@fetin'nyreny sy ray;tsy maninona ve
misaotra e

Nampiditra : pissoa
02/08/2005 07:39:41

efa nolazaiko hoe atolotra ny RAD rehetra ka ... tsy maninona mihitsy

Nampiditra : doum
02/08/2005 18:58:34

misaotra @fahatsoranao

Nampiditra : vallytiana
21/02/2006 10:28:49

tiako be akia an!!! za izao vao nisaraka tamindry zareo aty lavitra be aty. d tena togna saina be mamaky ilay izy. teo ihany d nalefako mail tany amindry zareo ilay izy. merci!!! biz mamy be!!!