TSY HO ADINOKO (ciscah)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy ho adinoko mandramaty
fa fitia latsaka anaty
Ny fiarahako aminao no tena mamy
toy ny tsy ety antany.

Ireo toky izay nomeko
ireo dina izay nekeko
dia voady ampifaliana nataoko ka hajaiko.
Fa efa fantatry ny foko
fa ilay olona tsy ho foiko
dia enao irery iany ry malalako lalaiko.
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1388 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141