You are here: home > Vetso

bobone

Miarahaba anareo rehetra  hatrany ny tenako eto anivon' sahan'ny ainga ary maniry indrindra mba hiara_higoka ny hatsarany. Antra no anarako ary io ihany no anarana entiko eo @sehatry ny aingam_panahy.Efa 10 taona no nanoratako ary matetika tononkalom_pitiavana no manavanana ahy.  Manambady sy Manan_janaka  iray aho Vonona ny hifanoratra izay rehetra manam_pitiavana madio

Hametraka hevitra

Midira aloha